|
|
|
|

Entrée1  avo ranjanana
Mots élémentaires  2  avo, ranjanana
Partie du discours  3  locution
Exemples  4  [2.472] Ilay natao hoy Ramasy dia lehilahy avo ranjanana, matanjaka, mainty fihodirana, ary manao fitafia-miaramila volontany efa ela niasana.
5  [2.996] ny olona rehetra hitanay tany dia olona avo ranjanana daholo;

Mis à jour le 2024/12/07